Teny iditra | 1 fanadiovana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asa atao hanadio |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of cleansing; a cleansing agent |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de nettoyer, de purifier; ce qui sert à nettoyer 6 [1.13] nettoyage, purification, raffinage: fanadiovana ny tanàna: nettoyage du village, de la ville |
Fototeny | 7 dio |
Tovy hevitra | 8 fandiovana |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny fanadiovana io |
Fivaditsoratra | 10 fanadiovana, fanadivanao, fanodiavana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22 |
![]() |