|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanahafana
Fototeny  2  hahaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l'action de disperser, d'éparpiller, le lieu

Teny iditra (2/2)6  fanahafana
Fototeny  7  tahaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Fitoviana amin' ny ray aman-dreny na amin' ny olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] l'action de ressembler, la ressemblance, ce qui fait ressembler
11  [1.13] similitude
Voambolana  12  Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  13  fanafahana, fanahafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21