Teny iditra | fanajariana (hajary) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanamboarana; famitranana fihavanana; fanajana [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Réparation Aménagement, mise en valeur: Fanajariana ny tanimbary (Mise en valeur de la rizière) [1.13] | ||
Ohatra | izany izao no atao momba ny fanapariaham-pahefana sy ny fanajariana ny tany.
[4.27] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |