Teny iditra | 1 fanakaramana |
Fototeny | 2 karama |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fakana olona hanao asa ho an' ny tena, izay omena vola amin' izany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 L’action de louer, de prendre à gages, le motif, le temps, le prix, le salaire [1.3#312] |
Ohatra |
6 Eny àry, dia hihena tsikelikely hatrany ny fanakaramana mpiasa tsy kinga saina, tsy mahay mamorona, tsy hentitra ary tsy mailaka. [1.369#] 7 Ary ny fanaikena amin'ny fanakaramana sy ny fanofan-tany na trano, na ny mpiasa dia azo atao amin'ny taratasy hasiana sonia eo anatrehan'ny Lehibe manana fahefana sy ny Consul vavolombelona. [2.366#] |
Tsipelina hafa | 8 fanaramana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |