Teny iditra | 1 fanakiraviravezana |
Fototeny | 2 kiraviravy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanantonana zavatra ka akirazorazo ilay izy fa tsy atehika amin' ny tany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#335] manière de suspendre, ce qu’on fait pendiller |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |