Teny iditra | fanakobona (kobona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manakobona, manafina na manarona ao anaty lamba [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut cacher, manière de couvrir [1.3] | |
Fivaditsoratra | fanabonoka, fanakobona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |