Teny iditra | fanakobonana (kobona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandrakofana amim-pitandremana, fanafenana ao anaty akanjo, ao anaty lamba [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de couvrir, de cacher [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |
![]() |