|
|
|
|

Teny iditra1  fanakositra
Fototeny  2  kositra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manakositra, mampihodina hazo iray lava eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05