Teny iditra | 1 fanalampiery |
Singan-teny | 2 fanala, fiery |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1] |
Tovy hevitra | 6 alam-piery, fangalam-piery |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20 |