Teny iditra | fanamainan-tsoratra (maina, soratra) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-taratasy mifo-drano anamainana ny soratra vao avy nosoratana tamin'ny ranomainty [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Blotting paper; sand or dust used instead of blotting paper. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |