|
|
|
|

Teny iditra 1  fanamboamboarana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Ohatra  5  Izay rehetra hita mitranga eto, toa fanamboamboarana ny hanjarian-draha daholo ihany fotsiny; [2.245#]
6  Hatramin' izay dia ny ministeran' ny Atitany samirery no nanatontosa io andraikitra io, fantatry ny rehetra ny fanararaotana naterak' izany : fanamboamboarana ny lisitry ny mpifidy, fampiasana ny alalana hifidy avy amin' ny fitsarana, ... [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19