|
|
|
|

Teny iditra1  fanampontsamponana
Fototeny  2  sampontsampona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanakantsakanana, fanaovana izay tsy hahatanterahan-javatra iray nokasaina hatao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20