|
|
|
|

Teny iditra1  fanantonana
Fototeny  2  hantona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#215] L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre
Ohatra  6  ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra. [2.508#]

Fivaditsoratra  7  fanantanona, fanantonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21