|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fanaonao
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fanao
Ohatra  3  fanaonao hatry ny fony ianao mbola tanora ny tsy mihaino ny teniko [2.996#30.22.21]

Teny iditra (2/2) 4  fanaonao
Sokajin-teny  5  anarana
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Ohatra  8  Atsaharo izany fomba tsy mety fanaonao izany [1.1#124]
9  Dia hoy ilay nanontany : "Lazao àry ny fanaonao. [2.69#232]
10  araka ny fanaonao sy ny asanao no hitsarana anao [2.996#10.3.25]

Fivaditsoratra  11 anafoano, fanaonao

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/03