Teny iditra | fanapaham-potokazo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanapahana hazo amin'ny fotony mba hitsirian'ny sotofony [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Recépage [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |