|
|
|
|

Teny iditra1  fanaraby
Fototeny  2  haraby
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy
5  Azo na mendrika hoesoesoina, faneso: Tsy fanaraby na oviana no oviana ny zokiolona toy ireny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14