|
|
|
|

Teny iditra1  fanaratsahana
Fototeny  2  haratsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanapahana ny romoromo amin' ny sisin' ny zavatra iray; fandrantsanana [1.1]

Fivaditsoratra  5  fanaratsahana, fanatsaharana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05