Teny iditra | 1 fanatamanana |
Fototeny | 2 tamana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanaovana izay hahatamana: Sarotra ny fanatamanana ny biby sasantsasany |
Fivaditsoratra | 5 fanatamanana, mafana tanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |