|
|
|
|

Teny iditra1  fanatona
Fototeny  2  hatona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba fanakaikezana
5  Azo hatonina, azo akekezina: Tsy fanatona ny biby masiaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  Manière de s’approcher, celui dont on s’approche [1.3#225]
Ohatra  7  Tena haingana fanatona ka tokony hiomana amin' izay. [2.928#]

Fivaditsoratra  8  fanatona, fanotana, tafonana, tonafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07