|
|
|
|

Teny iditra 1  fanatonena
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Ohatra  5  Ela fiasa kokoa ilay pilina, nefa dia fanatonena indray no tena vokany : ireny olona nitabataba sy nitrifantrifana fihetsika teo ireny, rahefa nihinana azy tokony ho roapolo minitra, dia lasa mandry endrika, milamina fiteny amam-panao; [2.4#100]

Fivaditsoratra  fanatonena, 6 fanetonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19