|
|
|
|

Teny iditra1  fanatongalika (tongalika)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina manatongalika, mampandohalika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Celui à qui l’on peut faire fléchir le genou, manière de le faire fléchir [1.3#725]

Fivaditsoratra  5  fanatangolika, fanatongalika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22