Teny iditra | fanavotana (avotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famonjena amin' ny loza, fahafatesana, fanandevozana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Redemption [1.2, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rédemption, rachat, rançon [1.8] | |
Ohatra | Izany no fanafahana na fanavotana azo atao ny amin'ireo fadin-drazana ireo.
[1.353] | |
Lahatsoratra | Randzavola: fanavotana ao amin' ny Baiboly | |
Fivaditsoratra | fanatavona, fanavotana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |