| Teny iditra | 1 fanazavana |
| Fototeny | 2 zava |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany
7 Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io 8 Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 the act of illuminating; an explanation
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 action d'illuminer, d'éclairer
[1.3#870, 1.8] 11 L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause [1.3#870] 12 explication [1.13, 1.8] |
| Ohatra |
13 Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany.
[1.38#376]
14 Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. [2.356#] 15 Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#] 16 Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#194] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how fanazavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|