Teny iditra | 1 fanazimbana |
Fototeny | 2 zimba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy 5 Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 L’action de déprécier, de mépriser, de ridiculiser, d’insulter, la cause [1.3#873] |
Ohatra |
7 Diso koa izany fiheverana ny Antakay ho mpikomy sy malaza ratsy izany: tsy ekenay mihitsy io fanazimbana tsy an-drariny io. [2.245#] 8 Dia niteny tamin' ny vahoaka niaraka taminy izy ka nanao hoe : "Afa-baraka lahy aho noho ny teny fanazimbana nataon-dRabenimiehaka. [2.69#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |