|
|
|
|

Teny iditra1  fandaingo
Fototeny  2  laingo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mandaingo, na maka ny laingo (ravina farany ambony vao miseho) amin' ny zavamaniry [1.1]

Fivaditsoratra  5  fandaingo, fingadona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20