Teny iditra fandama (lama)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba enti-mandama, na mampilamaka tsara tsy misy avo sy iva, malambolambo tsy misy marokoroko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The mode of smoothing [1.2]

Teny iditra fandama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The secretion called shew. The word in more frequent use for this now is filazana [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20