Teny iditra fandasirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanomezana bika ny akora iray amin'ny alalan'ny lasitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Moulage, matriçage, mandrinage [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31