Teny iditra | fandatsaka (latsaka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandatsaka na mamotraka [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut poser, celui qu’on peut enrôler, manière de poser [1.3] | ||
Ohatra | Handatsaka fandrika amin' ny ratsy fanahy Izy tahaka ny fandatsaka ranonorana;
[2.996] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |