Teny iditra fandefa (lefa)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandefa
Azo alefa: Tsy fandefa ny taratasy toy itony [1.1]
Ohatra Afa-tsy izany, eo ireo andia fandefa, ho any anaty ala na avy any, midi-mivoaka ny tanàna tsy mijanona. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/31