|
|
|
|

Teny iditra 1  fandehanana
Fototeny  2 leha
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan' ny antokontafika no foto-dresaka tao amin' ny Filan-kevi-panjakana.
7 Dia, fivahinianana: Mahafinaritra ny ankizy kokoa ny fandehanana amin' ny masinina noho ny amin' ny fiarakodia.
8 Fialana, fiaingana: Mifohaza maraina fa amin' ny 6 ora no fandehanan' ny masinina [1.1]

Fivaditsoratra  fandehanana, 9 fanendahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04