Teny iditra (1/2) | 1 fandiorano |
Singan-teny | 2 fandio, rano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haibiby: vorona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a species of snipe [1.2] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny fandiorano io |
Teny iditra (2/2) | 7 fandiorano |
Singan-teny | 8 fandio, rano |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Voambolana |
10 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fanazavàna teny malagasy |
11 karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [Tanala]
[1.78] 12 Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 a water-beetle [1.2] |
Fivaditsoratra | 14 fandiorano, firodonana, ifondroana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21 |