Teny iditra fandovana (lova)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Hérédité [1.13]
Ohatra Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka [2.606]
Lahatsoratra 

Teny iditra fandovana (lo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hahatonga lo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20