Teny iditra | 1 fandrafetana |
Fototeny | 2 rafitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanamboarana zavatra amin' ny hazo: Fandrafetana latabatra Fanorenana: Fandrafetana trano Fanaovana, famoronana: Fandrafetana samba Fandaharana: Havanana amin' ny fandrafetana iohateny ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] carpenter work, construction work |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] travail de charpentier; construction |
Teny nalaina | 7 Soratra misy io teny fandrafetana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |