Teny iditra (1/2) | 1 fandravonana |
Fototeny | 2 ravona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampitoviana tantana, fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marin-tampona, fanarenana; fampitoviana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 L action d'égaliser, l’instrument [1.3#518] 6 synthèse [1.13] |
Ohatra |
7 Vao mainka tsy nahaliana kokoa ny mikasika ny volavolan-dalàna fandravonana na fanatanterahana ny fitantanam-bola nifanesy. [4.27] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 fandravonana |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
12 (de ravona : action d'aplanir les difficultés) Aliments choisis et préparations stomachiques qu'on donne aux personnes prédisposées aux maux d'estomac. [Betsileo]
[1.196] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |