Teny iditra | 1 fandrehofana |
Fototeny | 2 rehoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Famoahana rehoka; zavatra fasiana ny rehoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#523] ce qu’on peut rejeter en expectorant, manière d’expectorer |
Ohatra |
6 Ny tapa-tsihy eo anoloany no nosongainy nataony fandrehofana. [2.285#] 7 Nohatonin' i Noro, vadin' i Laibory, na Rasoa, reniny, nasiany, ambanin' ny vavany, lovia feno arina, natao fandrehofana. [2.270#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |