Teny iditra fandrezatra (rezatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandrezatra, mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina [1.1]

Teny iditra fandrezatra (rezatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut clouer, manière de clouer [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08