Teny iditra | 1 fandrobohana |
Fototeny | 2 roboka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano 5 Fambosiana, fitaomana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |