Teny iditra fandrobona (robona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra na fomban' ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly ny mpamboly ny mahita ny fandrobon' ny voliny [1.1]
Tovy hevitra fanorobona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05