Teny iditra fandrombahana (rombaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangalana zavatra an-keriny ary maika fandrao lasan' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de prendre par force [1.3]
Ohatra halako ny fandrombahana amin' ny faharatsiana; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07