Teny iditra | fandroronana (rorona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheverina ho ambany razana noho ny tena no natao taloha hoe fandroronana Fihenana: Efa tsapany ny fandroronan' ny heriny noho ny taonany Fironana miankandrefana, fihilanana: Tamin' ny fandroronan' ny masoandro no niverenanay nody [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de se marier avec des personnes d'une caste inférieure [1.3] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fandroronana io | |
Teny iditra | fandroronana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] (de rorona : action de se mésallier, de s'abaisser en épousant quelqu'un d'une caste inférieure ; c'est aussi le nom qu'on donne aux os de seiche employés en thérapeutique populaire). Nom d'une Fabaceae non identifiée. On l'emploie, associée aux os de seiche écrasés, à la préparation d'un onguent contre les brûlures. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |