Teny iditra faneferana (efitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana zavatra eo anelanelan' ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka na hifampipoka [1.1]
 Fisakanana zavatra toy ny aratra sy ny hafanana mba tsy hiampita [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Isolation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20