|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanefitra (efitra)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fefy [Tambahoaka] [1.78]
4  Zavatra entina misakana zavatra roa tsy hipoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Ce qu'on cloisonne, où l'on met des séparations, des compartiments, manière de cloisonner [1.3]
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fanefitra io

Teny iditra (2/3)8  fanefitra
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Fahasalamana
11  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  12  Fanafody miaro amin' ny aretina, amin' ny fahavoazana: Maty mazava tsara tsy nisy fanefitra ilay baolina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  A fleshy plant used with orange or lemon leaves in vapour baths given for small-pox. It is also used as a charm against the same disease, a piece of it being hung round the neck. [1.2]
14  A fleshy plant used by the Betsileo as a substitute for tea, which is said to be excellent. Same as parakitsitry [Betsileo] [1.2]
15  a preventive medicine or vaccine [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16  médicament préventif; vaccin [1.8]
17  (de efitra : cloison, séparation ; tout ce qui isole) Nom général des procédés prophylactiques mis en oeuvre contre les maladies contagieuses, autrefois surtout contre la variole ; talisman contre l'extension d'un mal. [Merina] [1.196]
Ohatra  18  Amin'izao fotoana izao, tsy misy ny vakisiny fanefitra amin' ny tazo. [2.442]
Tovy hevitra  19  parakitsitry

Teny iditra (3/3)20  fanefitra
Sokajin-teny  21  anarana
Voambolana  22  Fahasalamana
23  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  24  Nom plus spécialement donné à la plante utilisée en prophylaxie : Inula speciosa (DC.) O. Hoffm. (Asteraceae). Fraîche ou sèche, cette plante sert à préparer des fumigations avec lesquelles on désinfecte les diverses parties de l'habitation. On l'associe souvent à d'autres espèces aromatiques, notamment les feuilles de divers citrus (Rutaceae). On en fait aussi des bains de vapeur et des bains médicamenteux dans lesquels on se plonge régulièrement pour se protéger de la contagion. [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25