Teny iditra | 1 fanehoana |
Fototeny | 2 seho |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 L’action de montrer, d’exhiber, l'instrument, le lieu [1.3#595] 6 représentation, présentation, expression [1.13] |
Ohatra |
7 fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#] 8 Hira an' ezaka mafy araka izay tratran' ny aina, fanehoana herin-tenda, voa-peo fara-hery, izany no niriatra sy nigaona nanodidina ahy. [2.4#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 fahenoana, fanehoana, hafenoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |