|
|
|
|

Teny iditra 1  fanembohana
Fototeny  2 emboka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 l' encensement, l' encensoir, ce qu' on brûle comme encens [1.3]
Ohatra  7  Dia nasiany zava-manitra ny fanembohana, ka nataony ny fanonerana ho an' ny vahoaka. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19