Teny iditra fanentitra (hentitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manentitra na manapaka tarangana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut couper, la manière de couper [1.3]
Ohatra Alao ny antsy, alao ny fanentitra, hanenterana an' ilay tsy nahita, fa izaho nahita efa tofoka. [2.69]

Teny iditra fanentitra (hentitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo tapahina tsy asiana romoromo mifanona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31