Teny iditra faneranana (serana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandalovana eo anoloan' olona [1.1]

Teny iditra faneranana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijerena raha manana ny refy tokony ho izy ny zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Calibrage [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05