|
|
|
|

Teny iditra 1  faneriterena
Fototeny  2 eritra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  faneriterena izany, hoy ny vao asandratry ny nofo. [2.245#]
7  Ampian' izany ny faneriterena tafahoatra eo amin' ny fahafahana manao fivoriana. [4.27#]
8  Tsy misy faneriterena mialoha azo ampiharina amin' ny fampahalalam-baovao amin' ny endriny rehetra ankoatr' ireo izay mamoafady na mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka. [1.320#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19