Teny iditra | 1 fangaronana (harona) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisavana zavatra ao amin' ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena [1.1] 4 Fitondrana hanina any am-bava amin' ny tanana: Fomban' ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana [1.1] |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny fangaronana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |