| Teny iditra | 1 fangataka |
| Fototeny | 2 hataka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy
5 Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao [1.1] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fangataka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18 |
|