|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fangejana
Fototeny  2  geja
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#196] L’action de serrer, de tenir, de contraindre, la cause
6  [1.13] oppression
Ohatra  7  Amin' ireny fangejana be dia be ireny, iza no hiadiana? [1.369#]
8  Miaraka amin' ny fangejana ny toekarena ny famoretana ny fisainan' ny olona sy ny fanendahana azy amin' ny maha izy azy [2.606#]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  fangejana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.13] frettage
Voambolana  13  Haitao
Tovy hevitra  14  famatorana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11